Teny Malagasy.....Version Française

Partage d’expériences

Partage d’expériences: le cas de Grenoble

Nov 24th, 2010 | Auteur: Rado Rakotonirina | Catégorie: Partage d'expériences

Temple FPMA GrenobleIsan’ireo Tafo ao anatin’ny asa fiomanana hananana Mpitandrina matihanina ny Tafo FPMA Grenoble. Toy ny dinika nifanaovana, ny zoma 05 novambra 2010 teo, tamin’ny Filohan’ny Tafo FPMA Grenoble, Ramatoa Mirana ANDRIAMANGA, manoritra ny andinindinin’ny dingana diavin’izany Tafo izany.