Teny Malagasy.....Version Française

Antso Tafo FPMA Montpellier sy Tafo FPMA Lille

Feb 22nd, 2011 | Nampiditra ny lahatsoratra: Rado Rakotonirina | Sokajy: Antso - Mpitandrina Matihanina

Antso ho amin’ny Firotsahana ho “Mpitandrina matihanina”: Tafo FPMA Montpellier sy Tafo FPMA Lille

Noho ny Fahasoavan’Andriamanitra dia miroso amin’ny fiantohana ny fiveloman’ny Mpitandrina hiasa mba ho matihanina ao aminy ny Tafo FPMA Montpellier sy ny Tafo FPMA Lille.

Ho an’ny Tafo FPMA Montpellier :

Misokatra ny 15 febroary 2011 ka hatramin’ny 25 marsta 2011 ny fahafahana mirotsaka ho kandidà.

Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin’ny Mpiandraikitra ny V3M eo amin’ny Tafo FPMA Montpellier :
Atoa ANDRIAMALALAMANA Roland : darol [at] wanadoo [point] fr

Ho an’ny Tafo FPMA Lille :

Misokatra ny 01 martsa 2011 ka hatramin’ny 30 aprily 2011 ny fahafahana mirotsaka ho kandidà.
Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin’ny Mpiandraikitra ny V3M eo amin’ny Tafo FPMA Lille :
Atoa RAZAFINDRAMBOA Naina : v3mfpmalille [at] gmail [point] com

Tsy azo atao ny mametraka fanamarihana.