Vaovao tselika: Tafo FPMA Grenoble – Fifidianana Mpitandrina matihanina (16.01.11)
Jan 1st, 2011 | Mpanoratra: Rado Rakotonirina | Sokajy: Vaovao tselikaNy alahady 16 janoary 2011 ho avy izao no ho tanterahina ao amin’ny Tafo FPMA Grenoble, ny fifidianana izay ho Mpitandrina matihanina amin’izany Tafo izany.
Hanotrona ny fotoana ny Rev. Dr. Jean A. RAVALITERA, Pasitera Synodaly, Filohan’ny FPMA.
Vangio ny tranonkalan’ny Tafo FPMA Grenoble, raha mila fanampim-panazavana. (…)


